Sarintany fandrakofana 3G / 4G / 5G an'ny Uninet S.A. de C.V. any Oaxaca de Juárez, Meksika

Uninet S.A. de C.V. rakitra ny tambanjotra Oaxaca de Juárez, Estado de Oaxaca, Meksika

Safidio ny tambanjotra

Safidio ny tambanjotra eo amin'ny sarintany mba hampisehoana ireo rakitra

Нет сигнала Нет сигнала
2G
3G
4G
4g+
5G
5G

st update :

Ity sarintany ity dia mampiseho ny fandrakofan'ny Uninet S.A. de C.V. 2G, 3G, 4G ary ny 5GOaxaca de Juárez. Jereo ihany koa:Uninet S.A. de C.V. ny tanjaka eo amin'ny sarintanyOaxaca de Juárez aryMovistar, AT&T / Unefon, Altan Redes, Telcel Mobile ny fandrakofan'ny tambanjotraOaxaca de Juárez.

Jerena ihany koa ny tanjaky ny tambanjotra 3G/4G/5G Mexico City, Iztapalapa, Ecatepec, Guadalajara, Puebla, Ciudad Juárez, Tijuana, Ciudad Nezahualcoyotl, Gustavo A. Madero, Monterrey, León, Zapopan, Naucalpan de Juárez, Chihuahua, Guadalupesy ny Estado de Oaxaca: Tuxtepec, Salina Cruz, Juchitán de Zaragoza, Santa Cruz Xoxocotlán, Ciudad de Huajuapan de León, Santo Domingo Tehuantepec, Santiago Pinotepa Nacional, San Jerónimo Ixtepec, Matías Romero, San Antonio de la Cal, Puerto Escondido, Miahuatlán de Porfirio Díaz, Heroica Ciudad de Tlaxiaco, Crucecita, San Gabriel Casa Blanca

Ahoana ny fiasan'ny sarintany nPerf?

Avy aiza ny rakitra?

Ny rakitra voangona tamin'ny andrana dia azo avy amin'ny fampiasana nPerf. Ireo andrana ireo mantsy dia mamoaka ny rakitra marina teny an-toerana. Raha te hananadrana izany koa ianao, dia manasa anao izahay hampiasa ny nPerf amin'ny findainao. Rehefa maro ny rakitra voatahiry, vao mainka azo vakina ny sarintany!. Ireo andrana voaray rehetra dia aseho amin'ny sarintany avokoa. Ny masontsivana rehetra kosa dia ampiharina mialohan'ny fikajiana sy famoahana azy.

Ahoana ny fanoavana ny fanavaozana?

Ny sarintany fandrakofana dia mihavao isan'ora amin'ny alalan'n'y bot. Ny sarintany momba ny hafainganana dia mihavao isahy ny 15 minitra. Ny tahirin-kevitra dia miseho mandritra ny roa taona. Aorian'ny roa taona, ny rakitra tranainy dia voafafa amin'ny sarintany isam-bolana.

Hatraiza ny maha azo antoka sy maha marina azy?

Nandramana tamin' ireo fitaovan'ny nampiasa azy. Ny fahamarinan'ny toerana nanaovana ny andrana dia miankina amin'ny hatsaran'ny famantarana GPS tamin'ny nanaovana ny andrana. Ho an'ny fandrakofann'ny tanjaka, notazomina izay tsara indrindra amin'ny fahamarinan'ny toerana manodidina ny 50 metatra. Ary ny download bitrate, io refy io dia mety hatrany amin'ny 200 metatra.

Ahoana ny hahazoako mihazona ny rakitra rehetra?

Moa ve ianao mitady ireo rakitra ny fandrakofana na ny andrana nPerf (bitrate, fe-potoana, browsing, rakin-tsary streaming) amin'ny endrika CSV mba ahafahanao hampiasa araka izay tianao? Tsy misy olana! Mifandraisa aminay raha mila tombam-bidy.

Misy fitaovana PRO ho an'ny fijerena momba ny sarintany ve?

Eny. Ity fitaovana ity dia natao indrindra hoan'ireo tambajotra. Nampidirina ao anaty cockpit efa misy izay efa misy antontan'isa fampiasa amin'ny Internet avy amin'ireo tambajotra rehetra ao amin'ny firenena iray, ary koa ny fahazoana ny valin'ny fanandramana ny hafainganana sy ny angon-drakitra fandrakofana. Ireo angon-drakitra ireo dia azo sary an-tsaina tamin'ny fampiasana ireo sivana teknolojika (tsy misy fandrakofana, 2G, 3G, 4G, 4G +, 5G) mandritra ny fe-potoana miovaova (ohatra: 2 volana lasa ihany). Fitaovana afahana manara-maso ny fampielezana ny teknolojia vaovao, hijerena ireo mpifaninana ary mamantatra ireo faritra kely ny fandrakofana.