nPerf PRO

Ny vahaolana tsara indrindra amin'ny Drive Tests

Mitady fitaovana mahomby ve ianao, azo antoka ary azo itokisana amin'ny fandrefesana ?
nPerf Pro no fitaovana fandrefesana ilainao.

nPerf Pro dia manome fidirana amin'ny endrika maro :

♦   Fitantanana ny parc de terminaux
♦   Fidirana ahazoana ireo tahirin-kevitra rehetra amin'ny endrika csv.
♦   Rakitra tsy voafetra (anisan'izany ny tsy nahomby)
♦   Dingana fanandramana
♦   Ny fidirana ho any amin'ny nPerf cockpit (ireo antontan'isa amin'ny fotoana ankehitriny)
♦   Tahirin-kevitra tsy navoaka

3G/4G/5G/Wi Fi
nPerf manampy anao hanombatombana ny tanjaka

Iray amin'ireo programa be mpampiasa eo amin'ny tsena

Maro ny orinasa mametraka fitokisana amin'ny nPerf amin'ny fandaminana ny fampielezan-kevitra ary hanamarina ny tambajotran'izy ireo: Comcast, Vodafone, Connected Nation, Telefonica, Orange, Telo, Wireless United ...

Fantatra eran'izao tontolo izao noho ny kalitao sy ny hatsarany, ny angon-drakin'ny nPerf dia hanampy anao hanatsara ny kalitaon'ny tambajotra miaraka amin'ny tsipirany.

Tahiry momban'ny sarintany


Fandrefesana ny tanjaky ny signal


Mihoatra ny 100 ny KPIs


Tahiry ankehitriny


Andrana fifandraisana
Download, Upload, Fe-potona,
Browsing et Streaming


Sarintany mandeha

Cockpit nPerf

Dashboard tena izy, ny cockpit dia ahafahana manaraka ny hatsaran'ny tambajotra ary maka ny angon-drakitra (format.csv).
Ny fandalinana ireo angon-drakitra nangonina dia ahafahana manatsara ny kalitaon'ireo mpampiasa.

Mpitantana: misahana ny eny ifotony


Olona eny ifotony


Manangona data ao anatin'ny rakitra manokana


Fidirana amin'ny tahirin-kevitra sy fijerena ny vokatra


Cockpit: fitantanana ny smartphone

Cockpit :
Fijerena ny antontan'isa

Cockpit: Rakitra sy tahirin-tsary ankehitriny

Cockpit:
Rakitra ny sarintany, avy amin'ny nPerf PRO sy crowdsourcing