Jereo ny tanjaky ny
Wi-Fi nao misaotra an'ny marika nPerf

Ny marika nPerf: dia vahaolana tsotra sy fanandramana manara-penitra
ary manohana ny tambajotra Wi-Fi, mba ahafahanao miavaka amin'ny mpifaninana.

Inona no atao hoe marika nPerf ?

Ny tanjon'ny marika nPerf dia ny hampiroborobo ny tambajotra Wi-Fi izay manome kalitao ny servisy hoan'ny mpanjifa.
Manaiky ny fepetra ataon'ireo orinasa mba ahafahana manatsara ny fomba fampiasana.

Ny fizotrany dia mitaky hanomezana kintana iray hatramin'ny dimy amin'ny fifandraisana Wi-Fi, mifanaraka amin'ny ambaratonga dimy fantatra amin'ny fanombanana isa.

Rehefa avy nomena ilay tarehimarika, ireo "kintana", miaraka amin'ny taratasy "certified by nPerf", izay miseho eo akaikin'ny marika Wi-Fi.

Amin'izay, ny mpanjifa dia mahazo mialoha ny vaovao momba ny kalitao ny servisy atolotry ny toerana voakasik'izany.

Ny rehetra dia manahy amin'ny kalitaon'ny Wifi

Ny kalitaon'ny fifandraisana Internet amin'ny trano iray (hotely, seranam-piaramanidina, seranam-dalambia) no zava-dehibe rehefa mandeha ianao.

Araka ny fanadihadiana vao haingana nataon'ny "Express":

Ny 34% ny mpandeha, ny Wi-Fi maimai-poana no fepetra voalohany n°1 amin'ny famandriana hotely. Indrindra fa ny 83% ny mpanjifa dia mandany ny fotoanany amin'ny fitarainana momba ny haratsian'ny Wi-Fi ary ny 36% amin'izy ireo dia tsy mieritreritra ny hiverina amin'ilay hotely rehefa tsy afa-po izy ireo.


Ahoana no ahazoana antoka ny kalitao ny fifandraisana amin'ny toerana iray?
Ny marika Wi-Fi nPerf no manome ny valiny.

nPerf teknolojia amin'ny marika ny serivisy



Ny label nay dia mifototra amin'ny refy nataon'ireo mpanjifa.
Noho izany, ary isam-bolana, dia misy an'arivo ny fanandramana hafainganana voatahiry, ary maneho ny kalitao ny tambajotra amin'ny toerana voakasika amin'izany.Voakajy ara-potoana, ny tanjaky ny Wi-Fi dia azo aseho eo noho eo amin'ny fahitana mifandray!

Ahoana no fomba hanombananay ny tambajotra Wi-Fi?

Kilasy/ambaratonga

Download bitrate

Upload bitrate

Tanjona

> 512 Kb/s

> 128 Kb/s

Mailaka + Messenger + Snapchat

> 1 Mb/s

> 256 Kb/s

Fampiasana fototra ny Internet

> 2 Mb/s

> 512 Kb/s

Mijery horonan-tsary + Video conferencing

> 5 Mb/s

> 1 Mb/s

Hijery horonantsary HD + mandefa ary misintona rakitra lehibe

> 20 Mb/s

> 5 Mb/s

Hijery horonantsary 4K + mandefa ary misintona rakitra lehibe

HOTEL FORMULA

Ampidirina ao amin'ny raikitra isaky ny toerana:
♦   Fahazoan-dàlana amin'ny fanandramana nPerf
♦   Ny marika WiFi nPerf
♦   Ny amboara azo tsapain-tanana sy ny etikety roa
♦   Fidirana ao amin'ny rakitra tahiry ny tranonkala
♦   Tatitra isam-bolana voaray amin'ny alalan'ny mailaka
♦   Fanondroana fanampiny amin'ny Internet izay hanatsara ny fitadiavana azy ao amin'ny tranonkala

1 hatramin'ny 50 efitra

990 €/isan-taona

51 hatramin'ny 100 efitra

510 €/isan-taona

101 hatramin'ny 200 efitra

990 €/isan-taona

Hatramin'ny 200+ efitra

Mangataha tolotra manokana

MIFANDRAISA HAINGANA
mba ahazoanao ny marika nPerf