Mb/s
15.95
Среднее 11.66 Mb/s
Mb/s
19.95
Среднее 10.80 Mb/s
ms
34.00
Среднее 39.00 ms
Jitter 10.00 ms
Как понять мой результат?
Afainganam-pandeha mandray
Manome ny habetsaky ny angon-drakitra azon'ny fitaovam-pifandraisanao raisina ao anatin'ny iray segondra avy aty amin'ny solosainan'ny nPerf . Raha ambony ny marika dia ny ambony koa ny hafainganan'ny fitaovam-pifandraisanao.
Afainganam-pandeha mandefa
Manome ny habetsaky ny angon-drakitra azon'ny fitaovam-pifandraisanao alefa ao anatin'ny iray segondra aty amin'ny solosainan'ny nPerf . Raha ambony ny marika dia ny ambony koa ny hafainganan'ny fitaovam-pifandraisanao.
Fe-potoana (ping)
Manondro ny fe-potoana ilain'ireo angon-drakitra kely mba hamenoany ny diany eo amin'ny solosainao sy ny mpaninjara nPerf. Rehefa kely ny fahatarana, dia malaky ny fifandraisanao.